Ligue Analamanga

La ligue Teqball Analamanga a été mise en place aujourd’hui 30/01/2021 . Sous la présence du directeur de DRJS Analamanga et des représentants du ministère. L ‘objectif du président de la Ligue, Tony Arivony Lucien, est le développement de la discipline Teqball et d’unir tous les »Teqers » dans la région d’Analamanga.

Tafajoro aradalana ny ligue Teqball Analamanga androany 30/01/2021 izay notronon’ny Tale ny DRJS Analamanga sy ny solotenan’ny ministera. Anisany ny tanjon’ny Filohan’ny ligue Atoa Tony Arivony Lucien ny hampandroso sy hampiray ny mpilalao ny Teqball rehetra eto amin’ny faritra Analamanga.