La Fédération Malagasy de Teqball classée 7 ème

La Fédération Malagasy de Teqball classée 7 ème FÉDÉRATION AFRICAINE après le Cameroun. Ce résultat est le fruit du travail sans relâche du président Randrianandrasana Siteny Brillant d’Or ,et de toute son équipe, des autorités locales ainsi que les Ligues et les Clubs ».

Ny federasiona Malagasy ny Teqball dia nitana ny laharana faha-7 aty AFRIKA taorian’i Kamerona. Ity vokatra ity dia vokatry ny asan’ny filoha Randrianandrasana Siteny Brillant d’Or, sy ny ekipany, ny tompon’andraikitra eo an-toerana ary koa ny ligy sy ny klioba.

Arabaina Madagascar ary isaorana ny mpiara miasa rehetra.

#TOP_15_PERFORMENCE_NATIONAL_FEDERATION_AFRIQUE_RANKING.

#TEQBALL

#FITEQ

#FMTEQ