Ligue Itasy

25 décembre 2020

Aprés la descente dans la Région sud de l’Ile.La Fédération Malagasy de Teqball « FMTEQ » s’est également rendue dans la région d’Itasy. Pour distribuer des ballons de foot taille 5 et des tables Teqlite pour la région. Il y avait aussi des informations pour les entraîneurs les Arbitre et les joueurs qui ont assister durant l’évènement, qu’il existe « Une plateforme d’éducation en Ligne » , fournie par la Fédération internationale «FITEQ».Il est à noter que Teqball Itasy a déjà formé la Ligue et compte 2 clubs.

Tao aorina ny fidinana tany amin’ny Faritra Atsimo ny nosy. Nidina nakany amin’ny Faritra Itasy koa ny Féderation Malagasy ny Teqball « FMTEQ ». Nanatanteraka Fizarana Baoly sy Table teqlite hoan’ny faritra. Ary nisy koa ny fampahafantarana ny Mpanazatra ny mpitsarasy ny mpilalao fa misy ny formation en ligne hoan’ny tsy ray ray avy, izay omen’ny Federasiona internasionaly « FITEQ ».Marihana etona fa efa tafatsangana ny Ligue ny Teqball Itasy ary ahitana club 2 ny ao.